Lalan'ny Hazofijaliana

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 9 апр 2025
  • Ny vavaky ny Lalan'ny Hazofijaliana dia vavaka sy fandinihantena amin'ny alalan'ireo zava-nitranga efatra ambin’ny folo notsongaina tamin'ny fizotran'ny fijalian'i Kristy. Ity fivahiniana masina kely ity dia fomba mahery vaika hanakaikezana an'i Jesosy amin'ny fotoana rehetra ao anatin'ny taona, fa dia atao indrindra koa amin'ny vanim-potoanan'ny Karemy.

Комментарии • 3